Bokin'ny Levitikosy 24:18
Fa izay mahafaty biby fiompy dia hanonitra azy: biby solon’ ny biby.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he that killeth a beast shall make it good; beast for beast.
In Context
17Ary izay mahafaty olona dia hatao maty tokoa.
19Ary raha misy obona manakilema ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy kosa:
Read all of Bokin'ny Levitikosy 24
Cross References
Exodus 21:33Ary raha misy olona manokatra lavaka, na raha misy olona mihady lavaka, ka tsy rakofany, ary misy omby na boriky latsaka ao,
Exodus 21:36Kanefa raha fantatra fa omby zatra nanoto hatramin’ ny teo aloha iny, koa tsy niaro azy ny tompony, dia hanonitra omby ho solon’ ny omby tokoa izy; ary ny maty dia ho azy.