The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 24 › Bokin'ny Levitikosy 24:19

Bokin'ny Levitikosy 24:19

Ary raha misy obona manakilema ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy kosa:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And if a man cause a blemish in his neighbour; as he hath done, so shall it be done to him;

In Context

18Fa izay mahafaty biby fiompy dia hanonitra azy: biby solon’ ny biby.

20tapaka solon’ ny tapaka, maso solon’ ny maso, nify solon’ ny nify; tahaka ny kilema nataony tamin’ ny olona no hatao aminy kosa.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 24

Cross References

Exodus 21:24maso solon’ ny maso, nify solon’ ny nify, tanana solon’ ny tanana, tongotra solon’ ny tongotra,

Deuteronomy 19:21Dia tsy hiantra azy ny masonao; fa aina no hataonao solon’ ny aina, maso solon’ ny maso, nify solon’ ny nify, tanana solon’ ny tanana, tongotra solon’ ny tongotra.

Matthew 5:38Efa renareo fa voalaza hoe: Maso solon’ ny maso, ary nify solon’ ny nify.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 24:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 24:18Bokin'ny Levitikosy 24Bokin'ny Levitikosy 24:20 →