Bokin'ny Levitikosy 24:20
tapaka solon’ ny tapaka, maso solon’ ny maso, nify solon’ ny nify; tahaka ny kilema nataony tamin’ ny olona no hatao aminy kosa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19Ary raha misy obona manakilema ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy kosa:
21Ary izay mahafaty biby fiompy dia hanonitra azy; fa izay mahafaty olona kosa dia hatao maty.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 24
Cross References
Exodus 21:23Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon’ ny aina ianao,
Judges 1:7Ary hoy Adoni-bezeka: Mpanjaka fito-polo voatapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony no nitsindroka hanina teo ambanin’ ny latabatro; ka mba tahaka ny nataoko ihany lahy ity no navalin’ Andriamanitra ahy! Ary nentin’ ireo ho any Jerosalema izy ka maty tany.