bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 25 › Bokin'ny Levitikosy 25:37
Bokin'ny Levitikosy 25:37
Aza mampanàna vola aminy, ary aza mampisambotra hanina hahazoana tombony:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt not give him thy money upon usury, nor lend him thy victuals for increase.
In Context
36Aza maka zana-bola na tombony aminy; fa matahora an’ Andriamanitrao, mba ho velona eo aminao ny rahalahinao.
38Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta, hanome anareo ny tany Kanana, mba ho Andriamanitrareo.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 25
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 25:37