Bokin'ny Levitikosy 25:42
Fa mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta izy ka tsy hamidy tahaka ny andevo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
41Dia ho afaka izy sy ny zanany ka hody amin’ ny mpianakaviny sy amin’ ny tanin-drazany koa.
43Aza mampanompo azy fatratra, fa matahora an’ Andriamanitrao.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 25
Cross References
Leviticus 25:55Fa mpanompoko ny Zanak’ Isiraely, dia mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Deuteronomy 15:13Ary raha hovotsoranao ho afaka izy, dia tsy havelanao handeha fotsiny;
1 Corinthians 7:21Nantsoina va ianao raha mbola mpanompo? Aoka tsy hampaninona anao izany; nefa raha misy hahafahanao, aleo izany.