The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 25 › Bokin'ny Levitikosy 25:7

Bokin'ny Levitikosy 25:7

sy ny biby fiompinao ary ny bibidia izay eo amin’ ny taninao; izay vokatra rehetra eo no hohaniny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And for thy cattle, and for the beast that are in thy land, shall all the increase thereof be meat.

In Context

6Ary izay maniry ho azy amin’ ny sabatan’ ny tany no ho hanina ho anao sy ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao sy ny mpikarama sy ny vahiny eo aminao

8Ary manisà sabatan-taona fito ho anao, dia fito taona impito, ka ny hanisanao ny andron’ ireo sabatan-taona fito ireo dia sivy amby efa-polo taona.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 25

Cross References

Exodus 23:10Ary enin-taona no hamafazanao amin’ ny taninao sy hanangonanao ny vokatra;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 25:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 25:6Bokin'ny Levitikosy 25Bokin'ny Levitikosy 25:8 →