Bokin'ny Levitikosy 26:11
Ary ny tabernakeliko dia hataoko eo aminareo; ary tsy ho halan’ ny fanahiko ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I will set my tabernacle among you: and my soul shall not abhor you.
In Context
10Any hihinana ny tranainy ianareo, sady hamoaka ny tranainy hasiana ny vao.
12Ary handeha eo aminareo Aho ka ho Andriamanitrareo; ary ianareo ho oloko.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 26
Cross References
Exodus 25:8Ary asaovy manao fitoerana masìna ho Ahy izy, dia honina eo aminy Aho.
Leviticus 20:23Ary aza manaraka ny fanaon’ ny firenena izay efa horoahiko eo anoloanareo; fa nanao izany rehetra izany izy, ka dia halako.
Joshua 22:19Kanefa raha maloto ny taninareo, dia mità ho any amin’ ny tanin’ i Jehovah, izay itoeran’ ny tabernakelin’ i Jehovah, ka any aminay maka fonenana; fa aza miodina amin’ i Jehovah, na miodina aminay, amin’ ny anorenanareo alitara afa-tsy ny alitaran’ i Jehovah Andriamanitsika.
1 Kings 8:13Efa nanao trano hitoeranao tokoa aho, dia fitoerana hitoeranao mandrakizay.
Psalms 76:2Andriamanitra dia fantatra eo amin’ ny Joda; malaza eo amin’ ny Isiraely ny anarany;
Psalms 78:68Fa nifidy ny firenen’ i Joda kosa Izy, dia ny tendrombohitra Ziona izay tiany.