The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 26 › Bokin'ny Levitikosy 26:21

Bokin'ny Levitikosy 26:21

Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ianareo, ka tsy mety mihaino Ahy, dia hasiako kapoka impito koa ianareo araka ny fahotanareo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And if ye walk contrary unto me, and will not hearken unto me; I will bring seven times more plagues upon you according to your sins.

In Context

20fa tsy hahavoka-javatra ny taninareo, any tsy hamoa ny hazo amin’ ny tany.

22Ary hampandehaniko eo aminareo ny bibi-dia, ka handany ny zanakareo sy handringana ny biby fiompinareo ireny ka hahavitsy isa anareo; ary ny lalambenareo ho tonga efitra.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 26

Cross References

Exodus 9:14Fa ankehitriny izao dia halefako ny areti-mandringana rehetra avy atỳ amiko hamely ny fonao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao, mba hahafantaranao fa tsy misy tahaka Ahy amin’ ny tany rehetra.

Leviticus 26:27Ary raha mbola tsy mihaino Ahy amin’ izany indray ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 26:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 26:20Bokin'ny Levitikosy 26Bokin'ny Levitikosy 26:22 →