Bokin'ny Levitikosy 26:29
Dia hihinana ny nofon’ ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And ye shall eat the flesh of your sons, and the flesh of your daughters shall ye eat.
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 26
Cross References
2 Kings 6:28Ary hoy koa ny mpanjaka taminy: Inona ary no alahelonao? Ary ravehivavy namaly hoe: Hoy ity vehivavy ity tamiko: Aiza ny zanakao hohanintsika anio, ary ny zanako kosa hohanintsika rahampitso.
Jeremiah 19:9Ary hampihinaniko ny nofon’ ny zananilahy sy ny nofon’ ny zananivavy izy, ary samy hihinana ny nofon’ ny namany avy izy eo amin’ ny fahirano sy ny fahaterena, izay haneren’ ny fahavalony sy izay mitady ny ainy azy.
Lamentations 4:10Ny tanan’ ny vehivavy malemy fanahy aza dia nahandro ny zanany: Eny, izany no nohaniny tamin’ ny fandringanana ny oloko zanakavavy.
Matthew 24:19Ary lozan’ ny bevohoka sy ny mampinono amin’ ireo andro ireo!