Bokin'ny Levitikosy 27:14
Ary raha misy olona manamasìna ny tranony ho an’ i Jehovah, dia hotombanan’ ny mpisorona ny trano, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataon’ ny mpisorona tombany no izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Fa raha ta-hanavotra azy ny tompony, dia hampiany ho tonga avy fahenina izay nataonao tombany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 27
Cross References
Leviticus 25:29Ary raha misy olona mivarotra trano itoerana ao amin’ ny tanàna mimanda, dia hahazo manavotra azy izy mandra-pahatapitry ny herintaona nivarotany azy; fa ao anatin’ izany no hahazoany manavotra azy.
Numbers 18:14Ny zavatra rehetra voatokana amin’ ny Isiraely dia ho anao.