bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 27 › Bokin'ny Levitikosy 27:20
Bokin'ny Levitikosy 27:20
Ary raha tsy hanavotra ny tany izy, na efa nivarotra azy tamin’ olon-kafa, dia tsy ho azo avotana intsony izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if he will not redeem the field, or if he have sold the field to another man, it shall not be redeemed any more.
In Context
19Ary raha tian’ ilay nanamasina azy havotana ny tany, dia hampiany ho tonga avy fahenina ny vola nataonao tombany, ka dia ho tapaka ho azy.
21Fa raha afaka amin’ ny Jobily ny tany, dia ho masìna ho an’ i Jehovah tahaka ny saha voatokana izany; ny mpisorona no ho tompony.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 27
Cross References
Leviticus 27:24Amin’ ny taona Jobily no hodian’ ny tany amin’ izay nividianana azy, dia ho an’ izay tompon-dova.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 27:20