Bokin'ny Levitikosy 27:29
Ny olona rehetra izay atokana dia tsy havotana, fa hatao maty tokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
None devoted, which shall be devoted of men, shall be redeemed; but shall surely be put to death.
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 27
Cross References
1 Samuel 15:3Koa mandehana ankehitriny, ka mameleza ny Amalekita, ary aringano izay rehetra mety ho azy, ka aza asiana miangana, fa vonoy avokoa, na lahy na vavy, na ankizy madinika, na zaza minono, na omby, na ondry aman’ osy, na rameva, na boriky.
1 Samuel 15:18ary Jehovah naniraka anao ka nanao hoe: Mandehana, ka aringano avokoa ny Amalekita mpanota, ary miadia aminy ambara-paharingany.