Bokin'ny Levitikosy 27:31
Ary raha misy tian’ ny tompony havotana ny ampahafolon’ ny vokatra, dia hampiany ho tonga avy fahenina izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if a man will at all redeem ought of his tithes, he shall add thereto the fifth part thereof.
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 27
Cross References
Leviticus 27:27Fa raha biby maloto kosa, dia havotany araka izay hataonao tombany, ary hampiany ho tonga avy fahenina; fa raha tsy havotana izy, dia hamidy araka izay nataonao tombany.