bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 27 › Bokin'ny Levitikosy 27:4
Bokin'ny Levitikosy 27:4
fa raha vehivavy, dia sekely telo-polo kosa no hataonao tombany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if it be a female, then thy estimation shall be thirty shekels.
In Context
3Ary ny hataonao tomban’ ny lehilahy hatramin’ ny roa-polo taona ka hatramin’ ny enim-polo taona dia sekely volafotsy dimam-polo araka ny sekely masìna;
5Ary raha hatramin’ ny dimy taona ka hatramin’ ny roa-polo taona izy, dia sekely roa-polo no hataonao tomban’ ny lehilahy; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 27
Cross References
Matthew 26:15ka nanao hoe: Homenareo hoatrinona aho hanolorako Azy aminareo? Ary izy nandanja sekely volafotsy telo-polo homena azy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 27:4