Bokin'ny Levitikosy 27:5
Ary raha hatramin’ ny dimy taona ka hatramin’ ny roa-polo taona izy, dia sekely roa-polo no hataonao tomban’ ny lehilahy; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4fa raha vehivavy, dia sekely telo-polo kosa no hataonao tombany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 27
Cross References
Genesis 37:28Ary raha nandalo teo ny Midianita mpandranto, dia nakarin’ ny rahalahiny niala tao an-davaka Josefa ka namidiny sekely volafotsy roa-polo tamin’ ny Isimaelita; ary dia nitondra an’ i Josefa ho any Egypta ireo.