The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 27 › Bokin'ny Levitikosy 27:6

Bokin'ny Levitikosy 27:6

Ary raha hatramin’ ny iray volana ka hatramin’ ny dimy taona, dia sekely volafotsy dimy no hataonao tomban’ ny zazalahy; ary sekely volafotsy telo kosa no hataonao tomban’ ny zazavavy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And if it be from a month old even unto five years old, then thy estimation shall be of the male five shekels of silver, and for the female thy estimation shall be three shekels of silver.

In Context

5Ary raha hatramin’ ny dimy taona ka hatramin’ ny roa-polo taona izy, dia sekely roa-polo no hataonao tomban’ ny lehilahy; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.

7Ary raha hatramin’ ny enim-polo taona no ho miakatra izy, raha lehilahy, dia ho sekely dimy ambin’ ny folo no hataonao tombany; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 27

Cross References

Numbers 18:14Ny zavatra rehetra voatokana amin’ ny Isiraely dia ho anao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 27:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 27:5Bokin'ny Levitikosy 27Bokin'ny Levitikosy 27:7 →