The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 27 › Bokin'ny Levitikosy 27:9

Bokin'ny Levitikosy 27:9

Ary raha biby fiompy izay fanao fanatitra ho an’ i Jehovah, dia ho masìna ho an’ i Jehovah izay rehetra omena amin’ izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And if it be a beast, whereof men bring an offering unto the LORD, all that any man giveth of such unto the LORD shall be holy.

In Context

8Ary raha malahelo kosa izy ka tsy mahaloa izay hataonao ho tombany, dia ho entina eo anatrehan’ ny mpisorona izy, ary ny mpisorona hanombana azy; araka izay takatry ny ananan’ ilay nivoady no hanombanan’ ny mpisorona azy.

10Tsy hanova na hanakalo izany izy, na ny tsara ho solon’ ny ratsy, na ny ratsy ho solon’ ny tsara; ary raha biby no atakalony biby, dia samy ho masìna Izy sy ny takalony.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 27

Cross References

Proverbs 20:25Fandrika amin’ ny olona ny malaky manao hoe: Zavatra masìna ity; Ka nony vita ny voady, vao mamototra.

Ezekiel 48:14Ary tsy ho azony hamidy izany, na hatakalo, ary tsy hafindrany ny voaloham-bokatra amin’ ny tany; fa masìna ho an’ i Jehovah izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 27:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 27:8Bokin'ny Levitikosy 27Bokin'ny Levitikosy 27:10 →