bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 4 › Bokin'ny Levitikosy 4:10
Bokin'ny Levitikosy 4:10
tahaka ny fanalana azy amin’ ny omby izay atao fanati-pihavanana; ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin’ ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As it was taken off from the bullock of the sacrifice of peace offerings: and the priest shall burn them upon the altar of the burnt offering.
In Context
9ary ny voany roa mbamin’ ny fonom-boany, izay eo amin’ ny takibany, sy ny ila-atiny lehibe; hataony indray manala amin’ ny voany no fanaisony izany,
11Fa ny hoditry ny vantotr’ ombilahy sy ny henany rehetra mbamin’ ny lohany sy ny tongony ary ny taovany sy ny tain-drorohany,
Read all of Bokin'ny Levitikosy 4
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 4:10