The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 5 › Bokin'ny Levitikosy 5:19

Bokin'ny Levitikosy 5:19

dia fanati-panonerana izany, fa efa meloka tamin’ i Jehovah tokoa izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

It is a trespass offering: he hath certainly trespassed against the LORD.

In Context

18dia hitondra ondrilahy tsy misy kilema izy, araka ny anombananao azy, ho fanati-panonerana ho any amin’ ny mpisorona; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny ota tsy nahy izay nahadiso azy, nefa tsy fantany, dia havela ny helony;

20Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:

Read all of Bokin'ny Levitikosy 5

Cross References

Joshua 22:15Dia tonga tany amin’ ny taranak’ i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen’ i Manase tany amin’ ny tany Gileada ireo ka niteny taminy hoe:

Psalms 51:4Sasao madio aho mba ho afa-keloka, ary diovy aho mba ho afa-pahotana.

Malachi 3:8Handroba an’ Andriamanitra va ny olona, no mandroba Ahy ianareo? Nefa hoy ianareo: Amin’ inona moa no androbanay Anao? Amin’ ny fahafolon-karena sy ny fanatitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 5:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 5:18Bokin'ny Levitikosy 5Bokin'ny Levitikosy 5:20 →