bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 5 › Bokin'ny Levitikosy 5:23
Bokin'ny Levitikosy 5:23
satria nanota izy ka meloka, dia hanonitra izay nalainy an-keriny, na izay tamin’ ny fampahoriana, na izay nampitehirizina azy, na izay zavatra very hitany,
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
22na nahita izay zavatra very ka mandainga amin’ izany sady mianian-tsy tò ny amin’ izay mety ho fahotan’ ny olona,
24na izay rehetra nianianany tsy tò; dia hanonitra toraka izany izy sady hanampy azy koa ho tonga avy fahenina, ka homeny ilay tompon-javatra amin’ ny andro anaterany ny fanati-panonerany izany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 5
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 5:23