bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 5 › Bokin'ny Levitikosy 5:25
Bokin'ny Levitikosy 5:25
Ary ny fanati-panonerana ho entiny ho an’ i Jehovah dia ondrilahy tsy misy kilema, araka ny anombananao azy, ho fanati-panonerana ho any amin’ ny mpisorona.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
24na izay rehetra nianianany tsy tò; dia hanonitra toraka izany izy sady hanampy azy koa ho tonga avy fahenina, ka homeny ilay tompon-javatra amin’ ny andro anaterany ny fanati-panonerany izany.
26Ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy eo anatrehan’ i Jehovah, dia havela ny helony na inona na inona no fahadisoana nataony.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 5
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 5:25