bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 6 › Bokin'ny Levitikosy 6:8
Bokin'ny Levitikosy 6:8
Ary hangalany eran-tànan-ila ny koba tsara toto amin’ ny fanatitra hohanina sy ny diloilony mbamin’ ny ditin-kazo manipofona rehetra izay eo ambonin’ ny fanatitra hohanina, dia hodorany ho fofona eo ambonin’ ny alitara izany fanati-pahatsiarovana izany ho hanitra ankasitrahana ho an’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses, saying,
In Context
7Ary izao no lalàna ny amin’ ny fanatitra hohanina: Ireo zanak’ i Arona no hanatitra azy eo anatrehan’ i Jehovah eo anoloan’ ny alitara.
9Ary izay sisa amin’ ireny dia hohanin’ i Arona sy ireo zanany, koa hataony mofo tsy misy masirasira, ary eo amin’ izay fitoerana masìna anankiray no hihinanany azy, dia eo anatin’ ny kianjan’ ny trano-lay fihaonana.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 6
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 6:8