Bokin'ny Levitikosy 8:19
Dia novonoina iny; ary Mosesy nanipy ny rà manodidina tamin’ ny lafin’ ny alitara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he killed it; and Moses sprinkled the blood upon the altar round about.
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 8
Cross References
2 Chronicles 29:22Dia novonoiny ny vantotr’ ombilahy, ary noraisin’ ny mpisorona ny rà ka natopiny tamin’ ny alitara; ary novonoiny koa ny ondrilahy, dia natopiny tamin’ ny alitara ny ràny; ary novonoiny koa ny zanak’ ondry, dia natopiny tamin’ ny alitara ny ràny.