Bokin'ny Levitikosy 8:20
Ary norasainy tsara ny ondrilahy; dia nodoran’ i Mosesy ho fofona ny lohany sy ireo voarasa ireo ary ny saborany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he cut the ram into pieces; and Moses burnt the head, and the pieces, and the fat.
In Context
19Dia novonoina iny; ary Mosesy nanipy ny rà manodidina tamin’ ny lafin’ ny alitara.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 8
Cross References
Leviticus 1:8Ary ireo mpisorona, zanak’ i Arona, dia handahatra ny voarasa mbamin’ ny lohany sy ny saborany eo ambonin’ ny kitay eo amin’ ny afo izay eo ambonin’ ny alitara;