Bokin'ny Levitikosy 8:34
Tahaka ny efa natao androany no nandidian’ i Jehovah hatao, hanaovana fanavotana ho anareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As he hath done this day, so the LORD hath commanded to do, to make an atonement for you.
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 8
Cross References
Hebrews 7:16izay natao tsy araka ny lalàn’ izay didy momba ny nofo, fa araka ny herin’ ny fiainana tsy manam-pahataperana.
Hebrews 10:11Ary ny mpisorona rehetra dia mitsangana isan’ andro manao fanompoam-pivavahana sy manatitra ireny fanatitra ireny ihany matetika izay tsy mahaisotra ny ota;