Bokin'ny Levitikosy 9:11
ary ny hena sy ny hoditra dia nodorany tamin’ ny afo teny ivelan’ ny toby.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the flesh and the hide he burnt with fire without the camp.
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 9
Cross References
Leviticus 4:11Fa ny hoditry ny vantotr’ ombilahy sy ny henany rehetra mbamin’ ny lohany sy ny tongony ary ny taovany sy ny tain-drorohany,
Leviticus 8:17Fa ny hoditry ny vantotr’ ombilahy sy ny henany ary ny tain-drorohany kosa dia nodorany tamin’ ny afo teny ivelan’ ny toby, araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.
Hebrews 13:11Fa rehefa nentin’ ny mpisoronabe niditra ho ao amin’ ny fitoerana masìna ho fanatitra noho ny ota ny ran’ ny biby, dia nodorana teny ivelan’ ny toby ny fatiny.