Bokin'ny Levitikosy 9:12
Dia namono ny fanatitra dorana Arona; ary ny zanany nanolotra azy ny rà dia nanopy izany manodidina tamin’ ny lafin’ ny alitara izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11ary ny hena sy ny hoditra dia nodorany tamin’ ny afo teny ivelan’ ny toby.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 9
Cross References
Leviticus 8:18Ary nentiny nanatona ny ondrilahy izay hatao fanatitra dorana; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin’ ny lohan’ ny ondrilahy.
Ephesians 5:2ary mandehana amin’ ny fitiavana, toy ny nitiavan’ i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana amin’ Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika.