The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 9 › Bokin'ny Levitikosy 9:14

Bokin'ny Levitikosy 9:14

Ary nanasa ny taovany sy ny tongony izy, dia nandoro ireo ho fofona niaraka tamin’ ny fanatitra dorana teo ambonin’ ny alitara.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he did wash the inwards and the legs, and burnt them upon the burnt offering on the altar.

In Context

13Ary ny fanatitra dorana mbamin’ ny lohany dia natolotr’ ireo azy tsirairay araka ny nandrasàna azy ka nodorany ho fofona teo ambonin’ ny alitara.

15Dia nentiny nanatona ny fanatitry ny olona, ka nalainy ny osilahy hatao fanatitra noho ny ota, izay ho an’ ny olona, dia namono azy izy ka nanatitra azy ho fanatitra noho ny ota, tahaka ilay anankiray teo.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 9

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 9:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 9:13Bokin'ny Levitikosy 9Bokin'ny Levitikosy 9:15 →