The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 9 › Bokin'ny Levitikosy 9:20

Bokin'ny Levitikosy 9:20

dia napetrany teo ambonin’ ny tratran’ ireo ny saborany, ary nodorany ho fofona teo ambonin’ ny alitara izany;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they put the fat upon the breasts, and he burnt the fat upon the altar:

In Context

19Ary natolony azy koa ny saboran’ ny omby sy ny hofaky ny ondrilahy mbamin’ ny safodrorohany ary ny voany roa sy ny ila-atiny lehibe,

21fa ny tratrany sy ny sorony ankavanana kosa dia nahevahevan’ i Arona ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’ i Jehovah, araka izay nandidian’ i Mosesy.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 9

Cross References

Leviticus 3:14Ary avy aminy no hanaterany ny fanatiny atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy

Leviticus 7:30Ny tànany ihany no hitondra ny fanatitra atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah; ny saborany mbamin’ ny tratrany no ho entiny, ka ny tratrany dia hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’ i Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 9:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 9:19Bokin'ny Levitikosy 9Bokin'ny Levitikosy 9:21 →