Filazantsara araka an'i Lioka 1:14
Ary ho faly sy ho ravoravo ianao; ary maro no hifaly amin’ ny hahaterahany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt have joy and gladness; and many shall rejoice at his birth.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
Cross References
Genesis 21:6Ary hoy Saraha: Efa nampihomehezin’ Andriamanitra aho; izay rehetra mandre dia hiara-mihomehy amiko.
Proverbs 23:15Anaka, raha hendry ny fonao, Dia ho faly koa ny foko, dia ny foko;
Jeremiah 20:15Ho voaozona anie ny olona izay nitondra teny mahafaly tamin’ ikaky nanao hoe: Tera-dahy ianao! Ka nahafaly azy indrindra.