bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 1 › Filazantsara araka an'i Lioka 1:23
Filazantsara araka an'i Lioka 1:23
Ary rehefa tapitra ny andro nanaovany fanompoam-pivavahana, dia lasa nody tany an-tranony izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, that, as soon as the days of his ministration were accomplished, he departed to his own house.
In Context
22Kanjo rehefa nivoaka izy, dia tsy nahay niteny taminy; ary dia fantatry ny olona fa efa nahita fahitana tao amin’ ny tempoly izy; ary izy nanao baikon’ ny moana taminy, ary dia mbola moana ihany.
24Ary taorian’ izany andro izany dia nitoe-jaza Elizabeta vadiny, dia niery dimy volana izy ka nanao hoe:
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
Cross References
1 Chronicles 9:25Ary ny rahalahiny izay nonina teo amin’ ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana ho eo aminy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 1:23