Filazantsara araka an'i Lioka 1:24
Ary taorian’ izany andro izany dia nitoe-jaza Elizabeta vadiny, dia niery dimy volana izy ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And after those days his wife Elisabeth conceived, and hid herself five months, saying,
In Context
23Ary rehefa tapitra ny andro nanaovany fanompoam-pivavahana, dia lasa nody tany an-tranony izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
Cross References
2 Kings 4:17Koa nefa nanan’ anaka tokoa ravehivavy, ka nony niherina ny taona, dia tera-dahy izy tamin’ ilay fotoana nolazain’ i Elisa taminy.