Filazantsara araka an'i Lioka 1:29
Ary taitra loatra izy noho ny teniny ka nieritreritra izay tokony ho hevitr’ izany fiarahabana izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
30Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fitia tamin’ Andriamanitra ianao.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
Cross References
1 Samuel 9:20Ary aza malahelo ny amin’ ny borikinao izay efa very hateloana, fa efa hita ireny; ary ho an’ iza ny zavatra irina rehetra eo amin’ ny Isiraely? Tsy ho anao sy ny ankohonan-drainao va?
Mark 16:5Ary raha niditra tao anatin’ ny fasana izy, dia nahita zatovo anankiray nipetraka teo amin’ ny ankavanana niakanjo akanjo fotsy, dia talanjona izy.
Luke 1:66Ary izay rehetra nandre dia nandatsaka izany tam-pony ka nanao hoe: Ho zaza hanao ahoana re io? Fa ny tanan’ ny Tompo nomba azy.
Luke 2:51Ary niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy ka nanoa azy. Ary ny reniny nitahiry izany teny rehetra izany tao am-pony.
Acts 10:17Ary raha mbola nieritreritra tao am-pony Petera ny amin’ izay anton’ ny fahitana efa hitany, dia, indreo, ny olona izay nirahin’ i Kornelio nanontany ny tranon’ i Simona ka nijanona teo am-bavahady,