Filazantsara araka an'i Lioka 1:36
Ary, indro, Elizabeta havanao dia efa mitoe-jaza koa, na dia efa antitra aza; ary efa mandray enina izy izao, izay natao hoe momba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
37Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny rehetra ataon’ Andriamanitra.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
Cross References
Genesis 11:30Ary momba Saray; tsy nanan-janaka izy.
Genesis 18:11Ary Abrahama sy Saraha dia samy efa zoki-olona ka nandroso fahanterana, ary efa nitsahatra tamin’ ny fombam-behivavy Saraha.
2 Kings 4:17Koa nefa nanan’ anaka tokoa ravehivavy, ka nony niherina ny taona, dia tera-dahy izy tamin’ ilay fotoana nolazain’ i Elisa taminy.
Hebrews 11:11Ary na Saraha aza, dia finoana koa no nandraisany hery hanan’ anaka, rehefa nitsaha-jaza izy, satria nataony fa mahatoky Ilay efa nanome ny teny fikasana.