The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 1 › Filazantsara araka an'i Lioka 1:38

Filazantsara araka an'i Lioka 1:38

Dia hoy Maria: Inty ny ankizivavin’ ny Tompo; aoka anie ho tonga amiko araka ny teninao. Dia nandao azy ilay anjely.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Mary said, Behold the handmaid of the Lord; be it unto me according to thy word. And the angel departed from her.

In Context

37Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny rehetra ataon’ Andriamanitra.

39Ary Maria niainga tamin’ izany andro izany ka nandeha faingana ho any amin’ ny tany havoana, ho ao an-tanàna anankiray any Joda;

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1

Cross References

2 Samuel 7:25Ary ankehitriny, Jehovah Andriamanitra ô, ilay teny nolazainao ny amin’ ny mpanomponao sy ny taranany dia ampitoero ho mandrakizay, ary ataovy araka izay nolazainao.

Psalms 119:38Tovy ny teninao amin’ ny mpanomponao, Izay matahotra Anao indrindra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 1:38

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 1:37Filazantsara araka an'i Lioka 1Filazantsara araka an'i Lioka 1:39 →