Filazantsara araka an'i Lioka 1:4
mba hahafantaranao tsara fa mafy orina ny teny izay nampianarina anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That thou mightest know the certainty of those things, wherein thou hast been instructed.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
Cross References
Acts 18:25Izany lehilahy izany efa nampianarina ny lalan’ ny Tompo; ary nafana fo izy, dia niteny sy nampianatra marimarina ny amin’ i Jesosy, kanefa ny batisan’ i Jaona ihany no fantany.
1 Corinthians 14:19nefa raha ao am-piangonana, dia aleoko manao teny dimy fantatry ny saiko mba hampianarako ny sasany koa, toy izay hanao teny iray alina amin’ ny fiteny tsy fantatra.
2 Peter 1:15Ary dia hataoko izay zakako mba hisy hahatsiarovanareo izany zavatra izany mandrakariva, rehefa maty aho.