bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 1 › Filazantsara araka an'i Lioka 1:40
Filazantsara araka an'i Lioka 1:40
ary niditra tao an-tranon’ i Zakaria izy ka niarahaba an’ i Elizabeta.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And entered into the house of Zacharias, and saluted Elisabeth.
In Context
39Ary Maria niainga tamin’ izany andro izany ka nandeha faingana ho any amin’ ny tany havoana, ho ao an-tanàna anankiray any Joda;
41Ary rehefa ren’ i Elizabeta ny fiarahaban’ i Maria, dia nibitaka ny zaza tao an-kibony; ary nofenoina ny Fanahy Masìna Elizabeta,
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 1:40