Filazantsara araka an'i Lioka 1:43
Avy aiza no ahatongavan’ izao amiko, no mba vangian’ ny renin’ ny Tompoko aho?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And whence is this to me, that the mother of my Lord should come to me?
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
Cross References
1 Samuel 25:41Dia nitsangana izy ary niankohoka tamin’ ny tany ka nanao hoe: Indro, aoka ny ankizivavinao ho mpanompo hanasa ny tongotry ny mpanompon’ itompokolahy.
Matthew 3:14Fa Jaona nandà Azy ka nanao hoe: Izaho no tokony hataonao batisa, ka Hianao indray va no mankaty amiko?
Luke 7:7Koa na dia ny tenako aza dia nataoko fa tsy miendrika hankeo aminao; fa mitenena ihany, dia ho sitrana ny ankizilahiko.
John 13:5ary rehefa vita izany, dia nampidina rano tamin’ ny tavy Izy ka nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra sy namaoka azy tamin’ ny lamba famaohana izay nisikinany.
John 20:28Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro!
Philippians 3:8Eny tokoa, fa ataoko ho fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran’ ny hatsaran’ ny fahalalana an’ i Kristy Jesosy Tompoko, Izay niaretako ny fatiantoka ny zavatra rehetra, ka ataoko ho taimboraka ireny mba hahazoako an’ i Kristy;