Filazantsara araka an'i Lioka 1:47
Ary ny fanahiko efa ravoravo tamin’ Andriamanitra, Mpamonjy ahy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And my spirit hath rejoiced in God my Saviour.
In Context
46Ary hoy Maria: Ny foko mankalaza ny Tompo,
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
Cross References
Psalms 35:9Fa ny fanahiko kosa hifaly amin’ i Jehovah sy ho ravoravo amin’ ny famonjeny.
Isaiah 45:21Alaharo, ka asehoy mazava; Eny, aoka hiara-misaina izy: Iza no efa nanambara izany hatrizay hatrizay? Iza no efa nilaza izany hatramin’ ny fahiny? Tsy Izaho Jehovah va? Fa tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho, dia Andriamanitra marina sady Mpamonjy; Eny, tsy misy afa-tsy Izaho.
Zephaniah 3:14Mihobia, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Isiraely; Mifalia sy miravoravoa amin’ ny fonao rehetra, ry Jerosalema zanakavavy.
Luke 2:11fa Mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan’ i Davida, dia Kristy Tompo.
1 Timothy 2:3Izany no tsara ka ankasitrahana eo imason’ Andriamanitra, Mpamonjy antsika,
Titus 2:10tsy hangala-tetỳ, fa haneho izay toe-panahy mahatoky indrindra, mba hampahamendrika ny fampianaran’ Andriamanitra, Mpamonjy antsika, amin’ ny zavatra rehetra.