The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 1 › Filazantsara araka an'i Lioka 1:53

Filazantsara araka an'i Lioka 1:53

Ny noana novokisany soa; Fa ny manan-karena kosa nampialainy maina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He hath filled the hungry with good things; and the rich he hath sent empty away.

In Context

52Nampiala ny lehibe tamin’ ny seza fiandrianany Izy, Ary nanandratra ny ambany kosa.

54Niahy an’ isiraely mpanompony Izy, fa nahatsiaro ny famindram-pony

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1

Cross References

Psalms 34:10Matahora an’ i Jehovah, ianareo olony masìna; fa tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.

Psalms 146:7Izay manome rariny ho an’ ny ampahoriana, Izay manome hanina ho an’ ny noana. Jehovah mamaha ny mpifatotra;

Matthew 5:6Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana.

Luke 6:24Fa lozanareo izay manan-karena kosa! fa efa azonareo izay mahafa-po anareo.

Luke 16:19Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan’ andro tamin’ ny fahafinaretana.

Luke 18:24Ary Jesosy, raha nijery azy, dia nanao hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny hidiran’ ny manan-karena amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 1:53

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 1:52Filazantsara araka an'i Lioka 1Filazantsara araka an'i Lioka 1:54 →