Filazantsara araka an'i Lioka 1:57
Ary tonga ny andro hahaveloman’ i Elizabeta, dia niteraka zazalahy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now Elisabeth’s full time came that she should be delivered; and she brought forth a son.
In Context
56Ary Maria nitoetra teo amin’ i Elizabeta tokony ho telo volana vao nody tany an-tranony.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1
Cross References
Numbers 23:19Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak’ olombelona ka hanenina; moa efa nilaza va Izy, ka tsy hefainy? na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny?
Luke 2:6Ary raha nitoetra teo Izy, dia tonga ny andro hahavelomany.