The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 1 › Filazantsara araka an'i Lioka 1:61

Filazantsara araka an'i Lioka 1:61

Fa hoy izy ireo taminy: Tsy misy na dia iray akory aza amin’ ny havanao izay manana izany anarana izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they said unto her, There is none of thy kindred that is called by this name.

In Context

60Fa ny reniny namaly ka nanao hoe: Tsy izany, fa hatao hoe Jaona izy.

62Ary nanao baikon’ ny moana tamin’ ny rainy iry ireo, izay tokony ho tiany hatao anarany.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 1

Cross References

John 1:6Nisy lehilahy nirahin’ Andriamanitra, Jaona no anarany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 1:61

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 1:60Filazantsara araka an'i Lioka 1Filazantsara araka an'i Lioka 1:62 →