Filazantsara araka an'i Lioka 10:18
Fa hoy Jesosy taminy: Izaho nahita an’ i Satana latsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said unto them, I beheld Satan as lightning fall from heaven.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 10
Cross References
Matthew 4:10Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao.
John 16:11ny fitsarana, satria ny andrianan’ izao tontolo izao dia efa voatsara.
1 John 3:8Izay manota dia avy amin’ ny devoly, satria ny devoly manota hatramin’ ny voalohany. Izao no nisehoan’ ny Zanak’ Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ ny devoly.
Revelation 12:7Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin’ ilay dragona; ary ilay dragona mbamin’ ny anjeliny kosa dia niady,