Filazantsara araka an'i Lioka 10:35
Ary nony ampitson’ iny, dia naka denaria roa izy, ka nomeny ny tompon’ ny tranom-bahiny, sady nanao taminy hoe: Tsaboy izy; ary na hoatrinona na hoatrinona no laninao mihoatra noho ireto dia honerako, rehefa miverina aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
36Iza moa amin’ izy telo lahy no ataonao ho naman’ ilay azon’ ny jiolahy?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 10
Cross References
Matthew 20:2Ary rehefa nifanekeny tamin’ ny mpiasa fa ho denaria isan’ andro ny karamany, dia nasainy nankany amin’ ny tanim-boalobony ireny.
Romans 16:23Gaio, ilay itoeranay sy ny fiangonana rehetra, manao veloma anareo. Erasto, mpitahiry ny volam-panjakana ato an-tanàna, sy Koarto rahalahy manao veloma anareo.