Filazantsara araka an'i Lioka 10:9
Ary sitrano izay marary ao, ka lazao amin’ ny olona hoe: Efa mby akaiky anareo ny fanjakan’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And heal the sick that are therein, and say unto them, The kingdom of God is come nigh unto you.
In Context
8Ary izay tanàna iakaranareo, ka mandray anareo ny olona, dia hano izay zavatra aroso eo anoloanareo.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 10
Cross References
Matthew 3:2Mibebaha ianareo; fa efa akaiky ny fanjakan’ ny lanitra.
Matthew 10:7Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: Efa mby akaiky ny fanjakan’ ny lanitra.
Mark 6:13Ary demonia maro no navoakany; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny.
Luke 10:11Ny vovoky ny tanànanareo aza, izay miraikitra amin’ ny tongotray, dia fafànay hiampanga anareo; nefa aoka ho fantatrareo fa efa mby akaiky anareo ny fanjakan’ Andriamanitra.
John 3:3Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan’ Andriamanitra.
Acts 28:7Ary teo akaikin’ io dia nisy sahan’ i Popilo, mpanapaka ny nosy, izay nandray anay ka nampiantrano anay tsara hateloana.