bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 11 › Filazantsara araka an'i Lioka 11:12
Filazantsara araka an'i Lioka 11:12
ary raha angatahany atody, no hanome azy maingoka?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Or if he shall ask an egg, will he offer him a scorpion?
In Context
11Fa iza moa aminareo izay ray, raha angatahan’ ny zanany mofo, no hanome azy vato? ary raha angatahany hazandrano, no hanome azy menarana ho solon’ ny hazandrano?
13Koa raha ianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an’ ny zanakareo, tsy mainka va ny Ray, Izay any an-danitra, no hanome ny Fanahy Masìna ho an’ izay mangataka aminy?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 11
Cross References
Luke 10:19Indro, efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka sy handresy ny hery rehetra ananan’ ny fahavalo ianareo, ka tsy hisy hampaninona anareo akory.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 11:12