Filazantsara araka an'i Lioka 11:14
Ary Jesosy namoaka demonia moana. Ary rehefa nivoaka ny demonia, dia niteny ilay moana; ka dia gaga ny vahoaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Fa hoy ny sasany; Belzeboba, lohan’ ny demonia, no amoahany ny demonia.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 11
Cross References
Matthew 9:32Ary rehefa nivoaka ireo, dia indro, nisy lehilahy moana anankiray izay demoniaka nentin’ ny olona tany amin’ i Jesosy.
Mark 7:32Ary nisy marenina sady raiki-dela anankiray nentiny tany aminy, ka nangataka taminy ireo mba hametrahany tanana.