The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 11 › Filazantsara araka an'i Lioka 11:16

Filazantsara araka an'i Lioka 11:16

Fa ny sasany kosa naka fanahy Azy ka nangataka famantarana taminy avy any an-danitra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And others, tempting him, sought of him a sign from heaven.

In Context

15Fa hoy ny sasany; Belzeboba, lohan’ ny demonia, no amoahany ny demonia.

17Fa Izy nahalala ny heviny, dia nanao taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary ho rava ny ankohonana izay miady an-trano.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 11

Cross References

Matthew 12:38Ary tamin’ izany ny sasany tamin’ ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo namaly Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, ta-hahita famantarana avy aminao izahay.

Mark 8:11Ary ny Fariseo nankany, dia niady hevitra taminy ary naka fanahy Azy ka nitady famantarana avy any an-danitra.

1 Corinthians 1:22fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 11:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 11:15Filazantsara araka an'i Lioka 11Filazantsara araka an'i Lioka 11:17 →