Filazantsara araka an'i Lioka 11:21
Raha ny mahery mivonona amin’ ny fiadiany no miaro ny tranony, dia tsy haninona ny fananany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When a strong man armed keepeth his palace, his goods are in peace:
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 11
Cross References
Mark 3:27Kanefa tsy misy olona afaka miditra ao an-tranon’ ny mahery ka handroba ny entany, raha tsy afatony aloha ilay mahery, dia vao robainy ny ao an-tranony.