bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 11 › Filazantsara araka an'i Lioka 11:23
Filazantsara araka an'i Lioka 11:23
Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that is not with me is against me: and he that gathereth not with me scattereth.
In Context
22Fa raha avy kosa izay mahery noho izy ka mandresy azy, dia alainy ny fiadiany rehetra izay nitokiany, ary izay azony ho babo dia zarainy.
24Raha mivoaka amin’ ny olona ny fanahy maloto, dia mandeha mitety ny tany tsy misy rano izy, mitady fitsaharana; ary rehefa tsy mahita, dia hoy izy: Hody any an-tranoko izay nivoahako aho.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 11
Cross References
Matthew 12:30Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.
Luke 9:50Fa hoy Jesosy taminy: Aza raràna, fa izay tsy manohitra anareo dia momba anareo.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 11:23